Entry rafotsy
Elementary words ra- ; fotsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina hoenti-milaza azy, na raha miteny aminy: Vao nahazo vola Rafotsy, dia lasa ~ Aoka re, Rafotsy, hoy ireo tanora mpananihany, fa efa tofoky ny anatrao izahay [1.1]
Explanations in English An appellation of respect in addressing a woman. [1.2]
 An elderly woman (with white hair) [1.7]
Explanations in French Vieille femme (aux cheveux blancs) [1.8]
Examples Nanatona azy mianaka toa olon-kafa Rafotsy Rasoa ka niteny tamim-peo fenofeno hoe: [2.470]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/11/27