Entrée |
rahavavy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. anabavy. [Richardson 1885]
|
| A woman has rahavavy and an anadahy
[Stark 1967 page 13]
|
| The sister of a woman; cf. anabavy [Hallanger 1973]
|
Explications en français | Soeur d'une soeur [Rajemisa: Vakoka]
|
| La soeur d'une femme; cf. anabavy [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Analogues |
anabavy ~
anadahy ~
rahalahy |
Exemples | Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [Callet: Tantara, page 125]
|
Toponymie |
|
|