Entry rahefa
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Mitarika fehezan-kevitra milaza fotoana ka mazàna: a) zavatra mbola ho avy no lazainy: Rahefa tonga izy dia ento aty amiko; 2) na zavatra fanao matetika: Rahefa misaotra izy, tsy diso ny mitsikitsiky kely [1.1]
Explanations in French Après, lorsque, quand [1.3]
Compound words 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/08/12