Entry rahonana (rahona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tenenina mafy, fa nisy ratsy nataony; levilevena: Nandrairay zavatr' olona Ikoto ka norahonan-drainy mafy [1.1]
Explanations in English To be threatened [1.2]
Explanations in French Qu’on menace [1.3]
Examples 
1Tsy terena tsy vozonina izy no nilaza, ary tsy rahonana. [2.587]
2Rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [2.298]
Morphology 
Present : rahonana, rahonako, rahonanao, rahonany, rahonantsika, rahonanay, rahonanareo, rahonan', rahonan-, rahonam-, rahona-
Past : norahonana, norahonako, norahonanao, norahonany, norahonantsika, norahonanay, norahonanareo, norahonan', norahonan-, norahonam-, norahona-
Future : horahonana, horahonako, horahonanao, horahonany, horahonantsika, horahonanay, horahonanareo, horahonan', horahonan-, horahonam-, horahona-
Imperative : rahony

Entry rahonana (rahona)
Part of speech passive verb
Explanations in English To be overlaid with gold, silver, etc. [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/02/15