Entry raingena (raingy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ahodina mba hiteraka afo
Terena hanome zavatra
Loahana [1.1]
Explanations in English To be rubbed or twirled so as to produce or increase fire. [1.2]
Morphology 
Present : raingena, raingeko, raingenao, raingeny, raingentsika, raingenay, raingenareo, raingen', raingen-, raingem-, rainge-
Past : noraingena, noraingeko, noraingenao, noraingeny, noraingentsika, noraingenay, noraingenareo, noraingen', noraingen-, noraingem-, norainge-
Future : horaingena, horaingeko, horaingenao, horaingeny, horaingentsika, horaingenay, horaingenareo, horaingen', horaingen-, horaingem-, horainge-
Imperative : raingeo

Updated on 2023/01/20