Entrée | ra mandriaka (ra, riaka) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao [Rajemisa 1985] | |
Exemples | " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny". [Andraina: Mitaraina, page 156] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |