Entrée Ramatoa
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Teny ilazana ny zanakavavy voalohany: Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo
¶ Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena
¶ Ilazana amim-panajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa
¶ Iantsoana ny vehivavy iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina
Vocabulaire 
Abréviation 
Antonymes 
Exemples 
1 [Fox: Hainteny, numéro 98] Tapitry ny mpila ve Ramatoa?
2 [Rajohanesa: Kintana] Fa raha Ramatoa Ramavo kosa, marina mihitsy ny tenin-dRenilezo hoe:
Citations 

Mis à jour le 2022/01/25