Entry rambaramba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-kalesy tsy misy kodiarana fa taritina fotsiny amin' izao ary ampiasaina hitondrana vatom-pasana; indraindray koa anefa ny rambaramba dia hazo boribory fotsiny atao tsikalana amin' ny zava-mavesatra tsy zaka bataina fa taritina ka mikodiadia ireo hazo ireo rehefa taritina na atosika [1.1]
Explanations in English The rough wooden carriage used in dragging stones. [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31