Entrée randrana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] volon-doha
  [Rajemisa 1985] Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana
¶ Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany:
¶ Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa
¶ Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona
¶ Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho
Explications en anglais  [Richardson 1885] a plait, a tress of hair.
  [Hallanger 1973] a braid
Explications en français  [Abinal 1888] entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux
¶ arrangement des paroles
  [Hallanger 1974] tresse
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 7] amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora.
Citations 

Entrée randrana
Partie du discours nom
Explications en français  [Abinal 1888] plante aquatique à tubercules
  [Boiteau 1997] [Merina]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/09/04