Entrée ranga maso (ranga, maso)
Partie du discours locution
Explications en malgache enti-manondro ny maso kaodikaody [Rajemisa 1985]
Synonymes ranga sofina
Mots composés, titres, noms 
Exemples Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa; [Andraina: Mitaraina, page 246]

Mis à jour le 2020/07/31