Entry | rano an-tami-bato | |
Elementary words | rano ; tamika ; vato | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Rano mitsika mivoaka amin' ny vatolampy ka raha jerena toa betsaka aoka izany, nefa raha raofina, tsy ahazoana firy [1.1] | |
Updated on 2023/05/28 |