Entrée ranomainty (rano, mainty)
Partie du discours nom
Explications en malgache Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [Rajemisa 1985]
Explications en anglais Ink, black ink, blacking. [Richardson 1885]
 ink [Hallanger 1973]
Explications en français encre [Hallanger 1974]
Analogues  ranomainty manga ~ ranomainty mena
Exemples Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [Rajohanesa: Kintana]

Entrée Ranomainty (rano, mainty)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Exemples Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any Ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [Callet: Tantara]
Coordonnées -17.8666667, 48.6
-18.8833333, 49.05
-19.55, 46.5666667
-20.0333333, 47.1166667
-20.0833333, 47.2666667
-20.1, 46.85
-21.1666667, 48.3
-21.25, 47.2666667
-24.5333333, 46
-24.7, 46.8833333
-24.9833333, 46.5333333
Toponymie rano, mainty

Mis à jour le 2020/07/31