Entrée | ranombary tsy masaka (rano, vary, tsy, masaka) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy:
Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |