Entry |
rano tsilany
|
Elementary words | rano ; tsilany |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [1.1]
|
Examples | Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka.
[1.437]
|
Compound words |
|
Analogs |
antsitrika ~
tsikaroka ~
tsipy sandry |
|