Entry |
ranovelona
|
Elementary words | rano ; velona |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana [1.1]
|
Proverbs |
|
Entry |
rano velona
|
Elementary words | rano ; velona |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha [1.1]
|
Explanations in English | Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation [1.2]
|
|