Entry rantsan-tanana
Elementary words rantsana ; tanana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ rantsantanana ] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely
Ireo rantsana folo amin' ny tanana [1.1]
Explanations in English The fingers [1.2, 1.7]
Explanations in French Les doigts [1.8]
 Doigt [1.13]
Examples 
1Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana. [2.445]
2voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. [2.357]
Vocabulary 
Compound words 
Holonym tanana
Meronyms ankibe, ankihibe, ankihikely, ankikely, fanondro, fanondroadala, manarapoana
Co-meronyms felatanana, hatotanana
Analogs  rantsan-tongotra

Updated on 2023/03/20