Entry raozy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony [1.1]
Explanations in English The rose flower [1.2]
 A rose [1.7]
Explanations in French Rose [1.8]
  [Betsileo, Merina] (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonin-draozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale. [1.196]
Scientific name Rosa sp.
Examples Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
Vocabulary 
Phytonyms 
Titles Andraozikely
Origin English: rose.
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31