|
|
|
|

Teny iditra 1  Rapatsalahy José Paul
Singan-teny  2 Rapatsalahy, 3 José, 4 Paul
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 Mpianatr' i "Bahut" (Lycée Galliéni) hatramin' ny farany izy, ka rahefa nahazo ny Baccalauréat "Philo" dia toa efa "voasoratra" handimby an-drainy teo amin' ny sehatry ny fanaovan-gazety. Nandia ny Sekoly Ambony momba ny "Journalisme" teto an-toerana, nanohy izany tany Amerika, ary nandalina farany tany Paris. Ary dia tsaroana ny nandalovany taona maromaro tao amin' ny Televisiona Malagasy, izay mbola teo am-piandohany tokoa tamin' izany fotoana izany. Nisy marika napetrany tao...
7 Sady nidodi-doha nandray andraikitra teto amin' ny Imprimerie Takariva izy, no toa mbola "voasoratra" ihany koa hamokatra tatara toa-an-drainy.
8 Dia tantara valo no vokatry ny fikirizany. [1.307]
Asa navoany  9  Andry – Ady Saritaka
10  Andry – Aloka ML3
11  Andry – Eva Takalon' Aina
12  Andry – Mpikarama an' Ady
13  Andry – Rongonin' Avara-pi...
14  Andry – Rotaka Maty Paika
15  Andry – Vazimban' Ambato
16  Andry – Vohitry ny Horohoro

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06