Entry | rebaka | |||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||
Explanations in Malagasy | Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana [1.1] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
| ||||||||||
Entry | rebaka | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fihaingoana, firaratana amin' ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa [1.1] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
| ||||||||||
Compound words |
| |||||||||
Entry | rebaka | |||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Maty [1.78] | |||||||||
[Tanosy] Simba; rava [1.78] | ||||||||||
Anagrams | bakera, barake, bekara, beraka, karabe, rebaka |
Updated on 2020/07/31 |