Entry refarefaina (refarefa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny raharaha atao mitarozaka, ka manjary halavaina ny fotoana hamitana azy [1.1]
Morphology 
Present : refarefaina, refarefaiko, refarefainao, refarefainy, refarefaintsika, refarefainay, refarefainareo, refarefain', refarefain-, refarefaim-, refarefai-
Past : norefarefaina, norefarefaiko, norefarefainao, norefarefainy, norefarefaintsika, norefarefainay, norefarefainareo, norefarefain', norefarefain-, norefarefaim-, norefarefai-
Future : horefarefaina, horefarefaiko, horefarefainao, horefarefainy, horefarefaintsika, horefarefainay, horefarefainareo, horefarefain', horefarefain-, horefarefaim-, horefarefai-
Imperative : refarefao

Anagrams 

Updated on 2023/01/20