|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  refona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 valaka, reraka noho ny hanoanana: Refona aho ka nijanona nipetraka teo ambody hazo, nihinana ilay tapa-mofo farany tao anaty kitapoko [1.1]

Teny iditra (2/2) 4  refona
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 [Sihanaka] noana [1.78]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Fivaditsoratra  8 Efrona, refona

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04