Entry renirano
Elementary words reny ; rano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1]
 Rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13]
Explanations in French Cours d'eau [1.13]
Examples 
1Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472]
2Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  ony
Tables and plates rivers
Proverbs 
Illustrations 

Updated on 2023/06/12