Entry |
renoka
|
Part of speech | participle
|
Explanations in Malagasy | Variana dia variana amin' ny asa, amin-javatra iray: Renoky ny raharahany izy ka tsy nahaheno ahy niditra akory
Rendrika: Renoky ny torimaso Raiki-pitia: Efa renoky ny fitiavana anao izy [1.1]
|
Explanations in English | Completely taken up with something; sound asleep [1.7]
|
Explanations in French | Bien épris ou absorbé par quelque chose; qui dort profondément [1.8]
|
Examples | Nony tonga tao an-trano aho, renoky ny torimaso i Vola.
[2.4]
|
Derivatives |
|