Entry resena (resy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Iadiana, tsindriana, toherina, atao resy: Reseo ny hakamoana ~ Tokony horesena ny hatezerana [1.1]
Explanations in English To be defeated, to be conquered [1.7]
Explanations in French Qu'on bat, qu'on conquérit [1.8]
Examples Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. [2.470]
Morphology 
Present : resena, reseko, resenao, reseny, resentsika, resenay, resenareo, resen', resen-, resem-, rese-
Past : noresena, noreseko, noresenao, noreseny, noresentsika, noresenay, noresenareo, noresen', noresen-, noresem-, norese-
Future : horesena, horeseko, horesenao, horeseny, horesentsika, horesenay, horesenareo, horesen', horesen-, horesem-, horese-
Imperative : reseo
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20