Entry rikarikan-taolana (rikarika, taolana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Explanations in French Amas d'ossements, squelette [1.3]
Vocabulary 
Synonyms karana

Updated on 2020/07/31