Entry | rirana | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Zorony mivohitra: Voan' ny riran-databatra ny takibako Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro [1.1] | |||||||||
Explanations in English | An edge, a cutting edge [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Le tranchant; cf. horirana [1.8] | |||||||||
Examples | Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona.
[2.857] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Compound words |
| |||||||||
Compound words, titles, names |
| |||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word rirana | |||||||||
Anagrams |
Updated on 2022/12/13 |
![]() |