Entrée | ririnin-dasa tsy tsaroana (ririnina, lasa, tsiaro) | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | ririnina, lasa, tsaroana | |
Explications en malgache | mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/01 |
![]() |