Entrée rivotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Aera mihetsika mivoivoy eny amin' ny habakabaka [1.1]
Explications en anglais wind, air [1.7]
Explications en français vent [1.3, 1.8]
 brise [1.3]
 air [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
rivotra
rivotro
rivotrao
rivony
rivotsika
rivotray
rivotrareo
rivotr'
rivo-
rivotry
-drivotra
-drivotro
-drivotrao
-drivony
-drivotsika
-drivotray
-drivotrareo
-drivotr'
-drivo-
-drivotry
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 
Analogues  aera ~ atmosfera
  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ anina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ rivo-balala ~ rivo-doza ~ rivo-drano ~ rivo-mahery ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza
Exemples 
1Rehefa tokony ho fahatelon'alina no sisa, dia nitehina namirifiry fatratra ny rivotra, ary nilatsaka ny fanala. [2.324]
2ny fifanolosoloan' ny rivotra ao an-tratrany, dia toa tsy misy intsony. [2.470]
Proverbes 
Articles 

Entrée rivotra
Partie du discours nom
Explications en français vitesse, rapidité [1.3]

Anagrammes rovitra, varotry, virotra, voritra

Mis à jour le 2022/07/18