Entry robaina (roba)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanàna
Entina, paohina, faohina: Norobain' ny jiolahy ny zavatra rehetra tao an-trano
Afitsaka, baboina, hosena: Norobain' ny fanjakana ny fananany rehetra [1.1]
Explanations in English To be taken by violence; to be robbed [1.7]
Explanations in French Qu'on saisit par la force, qu'on pille [1.8]
Morphology 
Present : robaina, robaiko, robainao, robainy, robaintsika, robainay, robainareo, robain', robain-, robaim-, robai-
Past : norobaina, norobaiko, norobainao, norobainy, norobaintsika, norobainay, norobainareo, norobain', norobain-, norobaim-, norobai-
Future : horobaina, horobaiko, horobainao, horobainy, horobaintsika, horobainay, horobainareo, horobain', horobain-, horobaim-, horobai-
Imperative : robay

Anagrams 

Updated on 2023/01/20