Entry roboam > roboana (robo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Fitahina amin' ny teny mamy, dokadokafana: Noroboan' ny namany izy dia roso tokoa [1.1]
Morphology 
Present : roboana, roboako, roboanao, roboany, roboantsika, roboanay, roboanareo, roboan', roboan-, roboam-, roboa-
Past : noroboana, noroboako, noroboanao, noroboany, noroboantsika, noroboanay, noroboanareo, noroboan', noroboan-, noroboam-, noroboa-
Future : horoboana, horoboako, horoboanao, horoboany, horoboantsika, horoboanay, horoboanareo, horoboan', horoboan-, horoboam-, horoboa-
Imperative : roboy

Anagrams 

roboam   
Rehoboama
Roboam [2.996]
Roboama
Roboam [2.996]