Entry rodorodo (rodo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana. [Vocabulary: Sound]
Hamaikana, hadodonana
Mitovy hevitra: heninkenina ~ korobobo ~ korododo ~ rotoroto [1.1]
Examples Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo. [2.4]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31