Entry rohy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Tady, kofehy [1.78]
 Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra
Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [1.1]
Explanations in English A cord used for binding [1.7]
Explanations in French Attache, lien [1.8]
Examples Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana. [2.643]
Derivatives 
Compound words 

Entry rohy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Omby voafatotra mba hoterena [1.78]
  [Tsimihety] Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [1.1]

Entry ROHY
Part of speech noun (acronym) [full list]
Explanations in Malagasy Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]
Analogs  Acronyms

Anagrams 

Updated on 2020/07/31