Entry ro mangazafy
Elementary words ro ; mangazafy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina [1.1]
 Ro misy menaka misomidika [1.1]
Explanations in English [ ro manga zafy ] A particular kind of gravy well cooked [1.2]
Explanations in French Un bouillon épais, succulent, délicieux [1.3]
Examples Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta. [1.437]

Updated on 2023/01/01