Entry | 1 romotra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra [1.1] 4 Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy [1.1] |
Explanations in English |
5 Mad as from rabbies; furious [1.7] |
Explanations in French |
6 Atteint par la rage des chiens; furieux [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |