Entry ron-doha
Elementary words loha
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fieritreretana mafy, fisahiranana, fiahiahiana: Lany ron-doha taminao ny ray aman-dreninao [1.1]
Examples 
1Tsy misy haiko intsony ny fianarana nandaniako rondoha. [2.445]
2Mandritra izany fotoana izany, ny solombavambahoakantsika tsy nofinidy dia mandany rondoha mba ho afaka mitango faran' izay ela indrindra ny tombontsoa mifandraika amin' ny toerana nomena azy. [4.27]
Compound words 

Updated on 2023/01/01