Entry |
ronono
(ro, nono)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [1.1]
|
Explanations in English | [ro, sauce.] milk [1.2]
|
| Milk [1.7]
|
Explanations in French | Lait [1.8]
|
Examples |
1 | Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany.
[2.470]
|
2 | Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony!
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
Articles |
|