Entrée ronono (ro, nono)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby
Explications en anglais  [Richardson 1885] [ro, sauce.] milk
  [Hallanger 1973] milk
Explications en français  [Hallanger 1974] lait
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15] Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany.
2 [Andraina: Mitaraina, page 161] Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony!
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot ronono (4): Ambohidronono, Andronono, Beronono, Soaronono

Mis à jour le 2022/07/18