Entry | rosarosa | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Anisan' ny randrana fihaingoana fatratra nahameva ny tovovavy fahizay: randramadinika milahadahatra manodidina izy io ka mivona ny tendrony. (Ny miaramilan-dRadama I koa, hono, nanao rosarosa ka io no nahatonga ny fitenenana hoe "fony nanao rosarosa", mba hilazana hoe "fony nanao volo lava ny miaramila") [1.1] | |||
Vocabulary | Hairstyles | |||
Derivatives |
| |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |