|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 rose |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 antsiantsy (androngo)
[Tanosy]
[1.78] |
| Voambolana | 4 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Teny iditra (2/7) | 5 rose
![]() |
| Fototeny | 6 rise |
| Sokajin-teny | 7 ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao rise |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 jereo rise
[1.17] |
| Teny iditra (3/7) | 9 rose
![]() |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 vonindraozy
[1.9] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 voninkazo raozy; haingo voamboatra ho tahatahaka ny raozy; loko mavokely
[1.17] |
| Teny iditra (4/7) | 13 rose
![]() |
| Sokajin-teny | 14 anarana (vavy) |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 vonindraozy: Couleur de rose (menamena toy ny vonindraozy)
[1.9] 16 vonin-draozy 17 hamenamena : Elle a un teint de rose (Menamena tarehy izy) [1.4] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 raozy : Et rose elle a vécu ce que vivent les roses, l'espace d'un matin (Ary raozy izy, ka tsy niaina afa-tsy ny andro iainan' ny raozy dia indray maraina ihany! -- Ronsard)
[1.66] |
| Teny iditra (5/7) | 19 rose
![]() |
| Sokajin-teny | 20 anarana (lahy) |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 fahamenamenana, fivolon-draozy
[1.9] 22 volon' ny mavokely [1.4] |
| Teny iditra (6/7) | 23 rose
![]() |
| Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 mavokely
[1.4] 26 menamena, mavokely [1.9] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 mavokely: Le ciel est rose, et roses sont les maisons endormies, et rose aussi le sol de la place déserte (mavokely ny lanitra, mavokely ny trano mbola tsy misy olo-mifoha, ary mavokely koa ny tany eo amin' ilay jianja foana)
28 mahafinaritra: La vie apparaissait rose sous les beaux traits d'enfants nichés dans la maison (hita nahafinaritra ny fiaina nalokalofan' ireo ankizy tsara endrika nonina tao an-trano) [1.66] |
| Teny iditra (7/7) | 29 rosé
![]() |
| Sokajin-teny | 30 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 menamena: Un teint rosé (Tarehy menamena)
[1.4] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 miloko mavokely: Vin rosé (divay miloko mavokely)
[1.66] |
| Fivaditsoratra | rose, 33 sore |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|