|
|
|
|

Teny iditra1  rosianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Rosia (Eoropa atsinanana sy Azia avaratra): Hatramin' ny taona 1917, ny mpanjaka atao hoe Tsar no nitondra ny Rosianina
4 Momba an' i Rosia, an' i Rosia na avy any Rosia: Misy boky na tantara malagasy efa voadika amin' ny teny rosianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Russian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 un Russe, une Russe
7 le russe [3.1]
Voambolana  8  Haitoetany: firenena, foko
Tsipelina hafa  9 rosiana
Mpanahaka  10  rosia, 11  rosia

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08