Entry rosoana (roso)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona omena zavatra hohanina ka atao eo anoloany izany zavatra izany: Rosoana vary ny vahiny [1.1]
Morphology 
Present : rosoana, rosoako, rosoanao, rosoany, rosoantsika, rosoanay, rosoanareo, rosoan', rosoan-, rosoam-, rosoa-
Past : norosoana, norosoako, norosoanao, norosoany, norosoantsika, norosoanay, norosoanareo, norosoan', norosoan-, norosoam-, norosoa-
Future : horosoana, horosoako, horosoanao, horosoany, horosoantsika, horosoanay, horosoanareo, horosoan', horosoan-, horosoam-, horosoa-
Imperative : rosoy
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05