Entry | saboboka (boboka) | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Mivonto be, mibibaka sahala amin' ny zavatra vonto rano, bobo-drano; enti-milaza koa ny zavatra nosesehana rivotra na rano ka niavovona sy tonga lehibe [1.1] | |||
Derivatives |
| |||
Synonyms | mizihitra ~ mivozihitra | |||
Updated on 2023/01/17 |