Entry sady ... no
Elementary words sady ; no
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ary koa: Sady tsara no mafy ity hazo ity [1.1]
Explanations in English And also, besides; sady tsara no hendry (both good and wise) ~ mpiasa tsara sady mahatoky (a worker [who is] both able and dependable) [1.7]
Explanations in French Aussi ... que, en même temps que: Ity trano ity dia sady tsara no mafy (Cette maison est aussi belle que solide) ~ Sady mihomehy izy no mitomany (Il rit en même temps qu'il pleure) [1.12]
 Et, et aussi, d'ailleurs: sady tsara no hendry (bon et sage) ~ mpiasa tsara sady mahatoky (employé bon et fidèle) [1.8]
Examples 
1Sady nihinana no velon-kira nony nozaraina ny mofo. [2.470]
2Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy [2.470]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/02