Entry sady taviny no volony
Elementary words tavy ; tavy ; volo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy [1.1]

Updated on 2023/06/24