Entry | 1 safoina (safo) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy [1.1] 4 Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana [1.1] 5 Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word safoina |
Anagrams | 11 fisaona, fosaina, ifosana, safoina |
Updated on 2023/01/05 |