Entry sahirankirana (sahirana)
Part of speech adjective
Examples 
1Sahirankirana ny fiefonefon' ny vavorony. [2.470]
2Sahirankirana ery manampy ny variko, manome iaoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho. [2.4]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20