Entry saikatsaikatra (saikatra)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady [1.1]
Explanations in English Hesitant, undecided [1.7]
Explanations in French Qui hésite; [1.8]
Examples Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay. [2.472]
Synonyms saikatra

Updated on 2023/01/20