|
|
|
|

Teny iditra1  sakaipilo
Singan-teny  2 saka, 3 hay, 4 pilo
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Zavamaniry misy voany fihinana fa masiaka dia masiaka, ilay karazany fahita hatraiza hatraiza [1.1#851]
Fanazavàna teny frantsay  7 (de sakay : piment ; et pilo : acéré, pointu, vulnérant). Variété de petit piment : Capsicum frutescens L. (Solanaceae) à saveur très brûlante. [Merina] [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08