|
|
|
|

Entry1  Sakalava
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3  Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i Boina (renivohitra Mahajanga), Ambongo (renivohitra Besalampy), i Menabe (renivohitra Morondava), ary i Fiherenana (renivohitra Toliary) [1.1]
Explanations in French  4  peuple habitant la côte ouest, nord-ouest et nord de Madagascar (villes principales: Morondava, Majunga, Nosy Be)
5  Sakalavan' i Menabe: les habitants de l'ancien royaume du Menabe
6  Sakalava avaratra: les Sakalava du Nord
7  Sakalavan' i Boina: les habitants de l'ancien royaume du Boina
8  Sakalava masikoro: les éleveurs et agriculteurs de l'intérieur
9  Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral [1.5]
Vocabulary  10  History: clans, tribes
Analogs  11  masikoro, Masikoro, vezo, Vezo
Compound words 
Titles  14  Andolo : L'art funéraire sakalava à Madagascar (Goedefroit Sophie, Lombard Jacques)
15  Contes Populaires des Sakalava et des Tsimihety : recueillis dans la Région d'Analalava (Dandouau André)
16  Divine Kingship and the Meaning of History among the Sakalava of Madagascar (Feeley-Harnik Gillian)
17  Vocabulaire et Grammaire Sakalava et Betsimisaraka (Dalmond (abbé))
18  Vocabulaire Sakalava-Merina-Français (Dandouau André)
Tables and plates  19  Dialectal words

Updated on 2020/07/31