Entry salady
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' anana vahiny mitovitovy amin' ny laisoa fa kely, asiana menaka sy vinaingitra na ranom-boasary makirana dia hanina manta [1.1]
Explanations in English Salad greens, lettuce [1.7]
Explanations in French Salade, laitue [1.8]
  [Betsileo, Merina] (du français salade). Nom des plantes consommées en salade, c'est-à-dire crues et assaisonnées à l'huile et au vinaigre. Surtout la laitue : Lactuca sativa L. (Asteraceae). Nom déjà mentionné par Malzac. Voir aussi ana-manta. [1.196]
Scientific name Lactuca sativa
Examples Ny toe-pahasalamany aza efa mahonena dia mbola heverina ihany ireny olona ireny fa afaka mandany ny hany hery sisa ananany hamboly salady na zeranioma eo amina tany nampindramina azy herinandro vitsivitsy fotsiny. [1.369]
Vocabulary 
Origin French: salade.

Updated on 2020/10/13